|
|
|
|

Teny iditra1  mihebehebe
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mihevingevina, mipararetra: Leha marare ny kilonga ko mihebehebe ny olom- bevete (Raha marary ny ankizy ka ny ray aman-dreny no mihevingevina)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07