Teny iditra | mihebiheby (hebiheby) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro no nihebiheby ilay omby fa tsy nahasakana azy Mandositra hatraiza hatraiza: Nihebiheby ny ankizy nahita ilay soavaly nandrifatra Mihaodihaody: Misy lehilahy mihebiheby ao an-tokotany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mihebiheby io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |