Teny iditra mihebintrebina (hebintrebina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipararetra, miketronketrona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to waver, to be unsettled, to be troubled, to be in fear. [Richardson 1885]
Endriteny 
mihebintrebina
nihebintrebina
hihebintrebina
mihebintrebena

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14