Teny iditra mihehaka (hehaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miaina mananosarotra tahaka ny tsy afa-miditra na mivoaka tsara ny rivotra ao antratra; misanehaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihehaka
nihehaka
hihehaka

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14