|
|
|
|

Teny iditra1  mihelohelo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandalondalo miserana, toa ao anatin' ny haizina: Nisy zavatra nihelohelo tao andalantsara halina
Fototeny  4  helohelo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  heloheloim, mihelohelo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21