Teny iditra mihenikenika (henikenika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikofokofoka foana, tsy misy antony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihenikenika
Ny lasa : nihenikenika
Ny hoavy : hihenikenika

Teny iditra mihenikenika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Maimaika [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05