|
|
|
|

Teny iditra1  miherika
Fototeny  2  herika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika izy no nahapotraka aza
Mijery izay any aoriana ka atodika any ny loha: Niherika azy no nahatafintohina ahy
Miraharaha, misahana, mikarakara: Aza miherika asa hafa afatsy ny anao
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny miherika io

Fivaditsoratra  11  miherika, mirehaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21