Teny iditra | 1 miherina |
Fototeny | 2 herina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
[miheriña] miverina 5 [1.1] Miverina amin' ny toerana nialana, niaingana (fiteny indrindra amin' ny andro, volana, taona): Rehefa miherina ny taona |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to come around again at a certain time |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] revenir à une période déterminée |
Ohatra |
8 Raha main' ny hetaheta mafy, hono, ity Betsileolahy iray vahiny tao an-tanàna, dia niherina tamin' ny fisotroana ranondresy. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny miherina io |
Fivaditsoratra | 18 miharine, miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |