|
|
|
|

Teny iditra1  mihidy
Fototeny  2  hidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny vavahady
Mijanona ao anaty trano, izay notanana tsy ho afa-mivoha ny varavarana: Mihidy ao an-tranony ao Rabe
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be locked
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] être fermé à clé, être fermé
Ohatra  7  Toy ny tamboho mihidy iray manodidina ny tanindrazako no fihevitro azy [2.471]
8  Fantatro fa ao amin' ny trano mihidy ao i Manana. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mihidy io

Fivaditsoratra  17  hidimy, midihy, mihidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21