|
|
|
|

Teny iditra1  mihilangilana
Fototeny  2  hilangilana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] se balancer, osciller, rouler comme un navire
Ohatra  6  Telo lahy toa toko telo mahamasa-nahandroka raha miala ny iray, mihilangilana ny vilany, mihohoka ny vatabeny. [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20