| Teny iditra (1/2) | 1 mihiña |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mihareraka
[Bezanozano]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 mihina |
| Fototeny | 5 hina |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mitambatra ara-elektirônika ny singa na ny zaka ara-tsimia
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 se combiner
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 manihy, mañihy, mihiña, mihina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06 |
|