|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihiña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] mihareraka

Teny iditra (2/2)4  mihina
Fototeny  5  hina
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.13] mitambatra ara-elektirônika ny singa na ny zaka ara-tsimia
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] se combiner
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  12  anihim, hainim, hinaim, hiniam, manihy, mañihy, mihiña, mihina, naihim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08