Teny iditra | 1 mihiratra |
Fototeny | 2 hiratra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#249] écarquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant |
Ohatra |
6 [2.472] mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. 7 [2.470] mihiratra tsara ny maraina tamin' izay. 8 [2.643] Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mihiratra io |
Fivaditsoratra | 16 hitriaram, mahiratry, marihitra, miharatry, miharitra, mihiratra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |