|
|
|
|

Teny iditra1  mihirihiry
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  hirihiry
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo
Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao
Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isambilo

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29