|
|
|
|

Teny iditra1  mihirim-belona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] minia mikimpy noho ny fahihirana; olona mahihitra tsy roa aman-tany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] (lit. to shut the eyes when still living), to be selfish
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] (lit. fermer les yeux pendant la vie), être égoïste
Singan-teny  6  mihirina, velona
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mihirim-belona io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07