Teny iditra mihirim-belona
Singan-teny mihirina ; velona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Minia mikimpy noho ny fahihirana; olona mahihitra tsy roa aman-tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (lit. to shut the eyes when still living), to be selfish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay (lit. fermer les yeux pendant la vie), être égoïste [1.8]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/21