Teny iditra mihitikitika (hitikitika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha kingakinga erỳ [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihitikitika
Ny lasa : nihitikitika
Ny hoavy : hihitikitika
Filaza mandidy : mihitikitiha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31