|
|
|
|

Teny iditra1  mihitsoka
Fototeny  2  hitsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Latsaka amin' ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay
Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin' ity raharaha ity ny volako
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#254] être enfoncé, être embourbé, engagé dans, échouer, s’enfoncer, se couler dans ses entreprises, ne pas réussir
Ohatra  6  [1.437#] mihitsoka hoatra ny otomobilina lany lasantsy.
7  [2.606#] Vokatr'izany rehetra izany, mihitsoka ny toekarena, tsy mivoatra.
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mihitsoka io

Fivaditsoratra  13  hatsimiko, hitokisam, hitsimoka, mihitsoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21