Teny iditra (1/2) | 1 mihitsy |
Fototeny | 2 hitsy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto 5 Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao 6 Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. [1.1] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mihitsy |
Fototeny | 13 hitsy |
Sokajin-teny | 14 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
16 indeed, absolutely [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 en vérité, assurément [1.3, 1.8] 18 directement [1.3] |
Ohatra |
19 Taitra mafy mihitsy aho. [2.4] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny tambinteny rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18 |