Teny iditra mihivingivin-doha
Singan-teny mihivingivina ; loha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manetsiketsika ny loha miankavia miankavanana, manambara tsy fitiavana, faharikorikoana, na fahakiviana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26