Teny iditra (1/2) | 1 mihizina |
Fototeny | 2 hizina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy? Mihenahena, mitokona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be crowded, full |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être bondé |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mihizìna |
Fototeny | 13 hizina |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihizina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 haizinim, ihizinam, mahiziñy, mihizìna, mihizina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |