|
|
|
|

Teny iditra1  mihoakoaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  hoakoaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa
Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory
Tovy hevitra  8  mihoaka

Fivaditsoratra  9  mihaokaoka, mihoakoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21