Teny iditra | 1 mihoalahoala |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maniry mafy ny handeha na hiteny; mitaitay: Efa mihoalahoala handeha erỳ Ikoto |
Fototeny | 4 hoalahoala |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 ihoalahoalam, mihoalahoala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |