|
|
|
|

Teny iditra 1  mihoatra
Fototeny  2 hoatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra
5 Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin' ny fanadinana Rakoto
6 Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to exceed; to be above; to pass on the road [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 excéder; surpasser [1.8]
Ohatra  9  Lasa nihoatra niatsinanana izy telo mianaka [2.324]
10  Vehivavy be herim-po sy matanjaka tsy mihoatra anao, ry Neny. [2.470#141]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 12 misy io teny io

Fivaditsoratra  16 amotrahy, 17 hiamotra, 18 mahatory, 19 miahotra, 20 mihaotra, mihoatra, 21 miohatra, 22 mirotaha, 23 mitoraha

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26