|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihodidina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  hodidina
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Voahodidina, voafefy: Mihodidin-tamboho ny tokotaninay
Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Nihodidina ny farihy izahay
Tsirairay: Lafoko enimpolo mihodidina ny akoho nentiko teny an-tsena
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.7] to go all the way around; to be encircled
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.8] faire le tour de; être encerclé

Teny iditra (2/2)12  mihodidìna
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihodidina [Fitanisana]
Fototeny  14  hodidina
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]

Fivaditsoratra  17  hodadiminy, ihodidinam, mihodidìna, mihodidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10