Teny iditra mihodina (hodina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tany
¶ Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina
¶ Tonga simba: Nihodina ity divay ity
¶ Mivadika: Nihodina tamin' ny fanekena izy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to turn around; to revolve [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay tourner comme une roue; tourner sur soi [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mihodina
mihodin-
mihodim-
mihodi-
nihodina
nihodin-
nihodim-
nihodi-
hihodina
hihodin-
hihodim-
hihodi-
mihodìna
Teny nalaina 

Teny iditra mihodìna (hodina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihodina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31