Teny iditra mihodrohodro (hodrohodro)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mibinabinaka sy mivonto; enti-milaza indrindra tarehy mivindimbindina toa manao tavy rano [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05