Teny iditra | mihofakofaka (hofakofaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mikopakopaka [1.1] | ||||||
Teny iditra | mihofakofaka (hofakofaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy hoditra manify na takela-koditra miendaka: Asa izay nahazo an-dRasoa fa mihofakofaka be ihany ny tarehiny. / Mihofakofaka ny hoditry ny menarana [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |