Teny iditra (1/2) | 1 mihogahoga |
Fototeny | 2 hogahoga |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miantsoantso tsy amin' antony; manesoeso, manakora [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mihogahogà |
Fototeny | 10 hogahoga |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihogahoga [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fivaditsoratra | 14 mihogahoga, mihogahogà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
![]() |