Teny iditra | 1 mihohy |
Fototeny | 2 hohy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihady amin' ny hoho: Mihohy ny tany ny saka 5 Mihehy 6 Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia 7 Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho [1.1] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mihohy io |
Fivaditsoratra | 13 himohy, mihohy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |