| Teny iditra | 1 mihomehimehy |
| Fototeny | 2 homehimehy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Hay rahefa faly izy ity, mba sahala amin' ny olona rehetra ihany : mihomehimehy foana, mientanentana eo am-piresahana 5 Avy eo indray anefa mifanilakilaka sy mihomehimehy tsy sazoka noho ny tsy maharariny loatra ny ataon' I Sarila sy ny Sefodegarda. [2.470#37] 6 Noteneniny mafy izahay raha toa mihomehimehy nahita an-dRagova nandalo nivembena. [2.356#7] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|