Teny iditra | 1 mihomehimehy |
Fototeny | 2 homehimehy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 [2.4#21] 5 Avy eo indray anefa mifanilakilaka sy mihomehimehy tsy sazoka noho ny tsy maharariny loatra ny ataon' I Sarila sy ny Sefodegarda. [2.470] 6 Noteneniny mafy izahay raha toa mihomehimehy nahita an-dRagova nandalo nivembena. [2.356#7] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |