|
|
|
|

Teny iditra1  mihomehy rindrim-baky
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona mihomehy foana tsy misy antony ka heverina ho simba saina
Singan-teny  4  mihomehy, rindrina, vaky

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07