Teny iditra mihonikonika (honikonika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihetsika manara-ba: Mihonikonika an-toerana ny mpilalao amin' ny feon' ny amponga sy ny langorony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihonikonika
nihonikonika
hihonikonika
mihonikohiha

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/24