Teny iditra mihonikonika (honikonika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihetsika manara-ba: Mihonikonika an-toerana ny mpilalao amin' ny feon' ny amponga sy ny langorony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihonikonika
Ny lasa : nihonikonika
Ny hoavy : hihonikonika
Filaza mandidy : mihonikohiha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31