Teny iditra | 1 mihoninkonina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sahirana, lany andro amin' ny zavatra madinidinika: Mihoninkonina ela loatra ny vehivavy rehefa hiovaka ny trano Manao zavatra amim-pidrahodrahoana; tsy mailaka: Mihoninkonim-pamindra Rabe |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#266] S’embarrasser, agir maladroitement, se remuer avec gêne: Aza mihoninkonina ela loatra ao an-trano (Ne vous attardez pas dans la maison pour un tas de petites choses) ~ Mihoninkonim-pamindra izy (Il marche lourdement) |
Fototeny | 5 honinkonina |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mihoninkonina io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |