Teny iditra mihoninkonina (honinkonina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Sahirana, lany andro amin' ny zavatra madinidinika: Mihoninkonina ela loatra ny vehivavy rehefa hiovaka ny trano
Manao zavatra amim-pidrahodrahoana; tsy mailaka: Mihoninkonim-pamindra Rabe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay S’embarrasser, agir maladroitement, se remuer avec gêne: Aza mihoninkonina ela loatra ao an-trano (Ne vous attardez pas dans la maison pour un tas de petites choses) ~ Mihoninkonim-pamindra izy (Il marche lourdement) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihoninkonina
Ny lasa : nihoninkonina
Ny hoavy : hihoninkonina
Filaza mandidy : mihoninkona
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20