|
|
|
|

Teny iditra1  mihonoña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] misosa (lakana, rano, ets): Mihonoña moramora ny rano an-deombato (Misosa moramora ny rano an-tsefatsefa-bato) / Mihonon-tsy voezena koa lakan-jejo (Misosa tsy voizina toa lakan-jejo)

Fivaditsoratra  4  hinonoam, hiononam, honoanim, mihonoña

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31