Teny iditra (1/2) | 1 mihontsana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 hontsana |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Voadio tamin' ny rano natopatopa tao anatiny: Efa nihontsana ve ity barika ity Mihetsika, mikobana: Mihontsina ny kibo raha tahiny ka avy misotro rano no mihazakazaka |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to be rinsed by shaking; to quiver from shaking |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] qu'on rince en secouant: Mihontsam-bava (Se rincer la bouche) |
Teny iditra (2/2) | 11 mihontsàna |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihontsana [Fitanisana] |
Fototeny | 13 hontsana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 hantsonaim, hiantsonam, ihontsanam, mihontsana, mihontsàna, namitsohan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22 |
![]() |