Teny iditra | mihoraka (horaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Midera, mihoby, mihorika Manakora, maniny Maneno (sahona): Vao nihora-tsahona dia niainga izahay. [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mihoraka io | ||||||||
Fivaditsoratra | mahorika, miharoka, mihoraka, mikaroha, mirohaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |