|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihorika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Migaga, mitalanjona: Tsy misy tsy nihorika nahita ny fahakingan' ilay tovolahy
Fototeny  4  horika
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mihorika
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] miakatra manatona ny loharano, mandoa (raha marary)

Fivaditsoratra  12  himokira, hiokiram, hirokiam, hokiraim, horikaim, marihiko, mihorika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21