Teny iditra mihorika (horika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Migaga, mitalanjona: Tsy misy tsy nihorika nahita ny fahakingan' ilay tovolahy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihorika
Ny lasa : nihorika
Ny hoavy : hihorika
Filaza mandidy : mihoreha

Teny iditra mihorika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Miakatra manatona ny loharano, mandoa (raha marary) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05