|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihorona
Fototeny  2  horona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady
Miforitra: Mihorona ny tsihy
Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be in a roll, to be rolled up
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] être enroulé, qu'on roule
Ohatra  7  Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)15  mihoròna
Fototeny  16  horona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihorona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3]

Fivaditsoratra  20  horanoim, ihoronam, irohonam, mihorona, mihoròna, mirohòna, mirohona, nioroham, nohamori, nohaorim, noharoim, nohoarim, noroahim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08