Teny iditra | 1 mihorona ny hodi-doha |
Singan-teny | 2 mihorona, hoditra, loha |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mahatsiaro tahotra amin' ny zavatra iray ahina hihatra amin' ny tena ka toa mikainkona ny hodi-doha [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |