Teny iditra (1/2) | 1 mihosina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka Rakotra: Nihosim-bovoka tao avara-trano tao ny zanakao Miasa tsy miroa fo (indrindra amin' ny raharaha ara-pianakaviana): iNihosina erý izy tamin' ny famadihana ny rafozany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to roll oneself in something |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] se vautrer dans la boue, etc. |
Fototeny | 6 hosina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mihosina io |
Teny iditra (2/2) | 14 mihosina |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Boribory na boribory lavalava |
Fototeny | 17 hosina |
Tovy hevitra | 18 mihosinkosina |
Fivaditsoratra | 19 hosainim, hosimain, hosinima, mihosina, nisioham, nosaihim, nosiahim, nosimahi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |