Teny iditra | mihotakotaka (hotakotaka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mihovotrovotra noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana, izay re fa ho avy na mananontanona [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to be in commotion, to be noisy and agitated [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | s'agiter, être en commotion, en panique [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |