Teny iditra mihovitrovitra (hovitrovitra (hovitra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Vetivety taorian' izay, nihovitrovitra mafy tahaka ny nihetsehan' ny androbe ny tenany manontolo [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihovitrovitra
Ny lasa : nihovitrovitra
Ny hoavy : hihovitrovitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20