|
|
|
|

Teny iditra1  miibo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miibo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31