Teny iditra miisalahy (isalahy (isa, lahy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifarimbona amin' ny asa iray ka mitovy ny anjara raisin amin' izany: Ny angatahina amintsika rehetra dia ny hiisalahy amin' ity raharaha ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miisalahy
Ny lasa : niisalahy
Ny hoavy : hiisalahy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31