Teny iditra | mijabely (jabely) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Mifana: Ija n'mpijabelinareo ao ê rangahy (iza no mpifananareo ao re ry dada) [1.78] | |
Teny iditra | mijabely | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Miteraka [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |